Form cover
Page 1 sur 1

Réveillon 2025

Finaritra o 🌸 ! Andro vitsy sisa dia hifarana ny taona 2025. Toy ahy koa ve ianao, maniry ankalaza izany faran'ny taona izany am-pifaliana miaraka amin'i Jesoa ? Manasa anao am-pitiavana ary ny amin'ny "Réveillon" izay hotanterahin'ny fiangonana Peniela Filadelfia Kanada ny 31 Desambra ho avy izao ho fankalazantsika an'Andriamanitra. Hisy ny fotoam-bavaka, dihy sy fiderana, lalao isan-karazany ary sakafo agapé izay hifampizarana. Tongava maro ary, miandry anao ny Tompo. 💖
📍234 Rue Des Loisirs Sherrington, Qc

Ho avy amin'ny réveillon ve ianao ?

Ho avy amin'ny réveillon ve ianao ?
A
B

Ho fandaminantsika ny toerana, firy ny olona ho avy raha toa ka namaly "eny" ianao ?

Iza ny anaranao (fanampin'anarana)