Article 10 – Acceptation du règlement
Ny famenoana sy fandefasana ity formulaire ity dia midika fa ny mpandray anjara dia:
Namaky ity règlement ity;
Mahafeno ny fepetra takiana amin'ny fandraisana anjara;
Manaiky sy manaja ireo fitsipika voalaza ato;
Manaiky ny fanapahan-kevitry ny jury araka ny fepetra napetraka.
🌸 MAH’NAINGO 2026
Mankasitraka ny talenta. Manandratra ny asa tanana Malagasy. 🧵🇲🇬